Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Mandritra ny fivanihian’ny papa François: hapetraka ny fepetra tsy hiparitahan’ny valanaretina   

$
0
0
“Ho fiomanana amin’ny fitarehana ny fahatongavan’ny papa François eto amintsika (ny 6-10 septambra), misy ny lamina napetraka hiarovana ny fahasalaman’ny vahiny avy amin’ny faritra sy ireo avy any ivelan’ny Nosy”, hoy ny sekretera jeneralin’ny minisiteran’ny Fahasalamana, Andrianirinarison Jean Claude, omaly teny Ambohidahy. Hisokatra avokoa ny CSB sy ny hopitalim-panjakana rehetra, indrindra eto Antananarivo, sy amin’ireo […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>