Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Minisitra Rejo-Fienena Felicité: « Ilaina ny firaisankinan’ny filohan’ny oniversite »

$
0
0
Tafapetraka ny herinandro teo tao Andrainjato ny filohan’ny oniversiten’i Fianarantsoa, Rafamantanantsoa Fontaine. Nanatrika izany ny minisitry ny Fampianarana ambony sy ny fikarohanana momba ny siansa, Rejo-Fienena Felicité. “Ilaina ny firaisankinan’ireo filohan’ny oniversite. Tokony hiaraka hiasa amin’ny mpitantana  teo aloha ianareo amin’izao fotoam-piasana izao »,  hoy izy tamin’ny lahateniny. Nentaniny koa ireo filoha  ireo hanao tahaka izany […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>