![]()
Ny sanganasan’Andrianarisata Fetraniaina Mbolatiana no nosafidin’ny mpikambana (manodidina ny 4 000 mahery) anatin’ny vondrona Thierry FoodSolutions ho miavaka sy mendrika indrindra ary naneho ny lohahevitra Barea tamin’ny fifaninanana manamboatra mofo mamy amin’ny lohahevitra Barea, ny faran’ny volana teo. Samy nandefa ny sarin’ny vokatra vitany avokoa ny mpandray anjara rehetra manerana ny Nosy fa izy, izay avy […]