![]()
Noraisim-potsiny! Fiaraha-miasa amin’ny zandary avy ao amin’ny poste avancé Alasora sy ny fokonolona ao Ambohidrazaka no nahasamborana jiolahy iray 24 taona monina eny Ambohimanatrika Tanjombato. Saika hamaky trano eny amin’iny faritra iny, ny alahady vao maraina teo. Tratra tany amin’ity jiolahy ity ny moto Scooter sy sakaosy iray nisy baramina, antsibe, flesy ary balana PA […]