Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Anatihazo Isotry: tratra ny jiolahy iray naharaisana fitoriana miisa 73  

$
0
0
  Jiolahy iray 20 taona fantatry ny maro amin’ny anarana hoe Abrahama ity voasambotry ny polisy avy ao amin’ny CSP4 Isotry teny Anatihazo Isotry, ny alatsinainy teo tokony ho tamin’ny 3 ora tolakandro ity,  malaza ratsy amin’ny fanendahana miaraka amin’ny fampiasana fitaovam-piadiana mahery vaika. Tamin’io fotoana io, nisy vehivavy iray avy eny amin’ny sekoly iray eny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>