Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Zaza vao teraka -28 andro: tsy midina ny taham-pahafatesana

$
0
0
Nampahafantarina ny mpanao gazety, omaly, teny Antaninarenina ny antsipirian’ny dinidinika momba ny fiainan-tokantrano (MICS) natao ny taona 2018 ary ahitana tondro 200 amin’ny sehatra maro : ny fanabeazana, ny fahasalamana, ny VIH-Sida, ny rano ary nyfidiovana… Fitaovana andrefesana ny ezaka vitan’i Madagasikara mihoatra amin’ny tanjon’ny fampandrosoana lovain-jafy (ODD) ny tondro. Ilaina handrafetana ny paikady ho an’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles