![]()
Miombom-po tanteraka ny Malagasy amin’ny fanohanana ny ekipam-pirenena amin’ny taranja baolina kitra, ny Barea, hiatrika ny ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny amboaran’i Afrika (Can 2019), rahampitso. Miharihary ny fitiavan’ny tsirairay ity ekipa ity ary tsy vitsy ireo milaza, toy ny any amin’ny tambajotran-tserasera any, fa mitaintaina mafy, indrindra, rehefa miakatra kianja ry Faneva Ima. Na eo […]