![]()
Noraisim-potsiny! Niainga avy amin’ny fitoriana noho ny fisolokiana avo lenta nataon’ity jiolahy antsoina Ramaromisa Ruphin no nahafahan’ny zandary nisambotra azy teto an-drenivohitra. Efa nahatratra 800 tapitrisaAr ny vola voasolokiny, mbola nahatrarana vola sandoka 600 tapitrisa Ar sy fitaovana fanamboarana vola sandoka amin’ny ravim-bola 20 000 Ar ihany koa tao an-tranony. Araka ny fanazavan’ny kaomandin’ny borigadin’ny zandarimariam-pirenena […]