![]()
Hotanterahina androany, eny amin’ny fakiolten’ny soratra sy ny siansa maha olona eny amin’ny Oniversiten’Antananarivo, ny fanolorana vatsim-pianarana ho an’ireo mpianatra mendrika indrindra, ao amin’ny sampana teny japoney. Andiany fahenina izao fanohanana ireo mpianatra teny japoney izao. Avy amin’ny orinasa japoney, Sumitomo Corporation, ny fanampiana, noho izy nanapa-kevitra ny handray anjara amin’ny fampiroboroboana ny fifandraisana eo […]