![]()
100 lahy no nanadio ny lakandrano tetsy amin’ny boriborintany fahatelo, nandritra ny roa andro tetsy Avaradoha nanomboka teo Mahavoky besarety hatrany Ankorondrano. Nisy koa fanadiovana ny lakandrano manodidina ny « Rond point » Ankorondrano. Natao ny hetsika ho fijintsovana ny fahavaratra ka laharampahamehana ireo faritra maloto sy dibo-drano tanteraka rehefa fahavaratra amin’iny toerana iva iny. […]