![]()
Mivelona amin’ny fitrandrahana safira ny ankamaroan’ny fianakaviana monina ao Antsoamadiro, distrikan’i Sakaraha. Matetika tsy mandeha any an-dakilasy ny zanak’izy ireo fa manampy amin’ny fitrandrahana. Zo fototra ho an’ny ankizy rehetra anefa ny hisitraka fanabeazana an-tsekoly. Izay no nahatonga ny fikambanana Bel Avenir amin’ny alalan’ny Eau de coco hanampy ny kilonga any an-toerana ka nanagana efitrano […]