![]()
Voasambotry ny polisy avy ao amin’ny boriborintany fahatelo Antaninandro teo ambany tetezan’i Behoririka, ny herinandro teo ny jiolahy raindahiny amin’ny fanendahana amin’iny faritra iny. Raha ny tatitra nampitain’ny polisy, vehivavy handeha hiasa vao maraina no nifanehitra tamin’ity jiolahy ity teo akaikin’ny tobin-tsolika iray eny an-toerana. Nanaovany herisetra avy hatrany ilay niharam-boina mba hahafahany maka ny […]