![]()
Nitondra faisana ireo tanàna maro.Dibo-drano tanteraka ary ahina hitoka-monina ireo Fokontany fito amin’ireo 18 ao Morondava noho ny rotsak’orana vokatry ilay andian-drahona matevina any amin’ny lakandranon’i Mozambika. Tafakatra an-tanàna ny ranomasina any amin’iny faritra iny. Tahaka izany koa ny any amin’ny distrikan’i Toliary II. Sahirana tanteraka ny mponina sy ireo mpandraharaha amin’ny fizahantany. Manampy trotraka […]