Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Faran’ny taona: matihanina ny sehon-dry Jerry Marcoss

$
0
0
Nisafidy ny hijanona eto Madagasikara hanome fahafaham-po ny mpankafy azy ry Jerry Marcoss sy ny tariny. Tsy lavitra ny toerana fa ao amin’ny CCI Ivato. Efa tsy zovina amin’ny rehetra mpamonjy fety aman-danonana, indrindra toy izao vanim-potoana lehibe izao, ny toerana hiandrasana ny taona vaovao sy hamaranana ity taona 2018 ity. Tsy vitan’izay, tsy latsaky […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>