![]()
Noho ny tsy fanajana sy tsy firaharahana ny fanevam-pirenena sy ny hiram-pirenena malagasy nandritra ny lanonam-panjakana, omaly, nosamborin’ny polisy ireo roa lahy naniratsira ny lanonana. Raha ny fanazavana voaray avy any an-toerana, nisy fitokanana fotodrafitrasa nataona minisitra iray ao Bazarikely Toamasina, omaly. Toy ny mahazatra mialoha ny fitokanana anefa, misy ny firedonana ny hiram-pirenena malagasy aorian’ny […]