Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Maevatanana: voatery nanapoahana basy ireo andian-jatovo manao herisetra

$
0
0
Nitrangana herisetra nataona andian-jatovo manodidina ny 12 taona sy 17 taona tao Antanambao Maevatanana, ny talata teo. Mila ady sy namaky trano fivarotana zava-pisotro sady manao herisetra ireto andian-jatovo ireto… Voatery niditra an-tsehatra nanapoaka basy ny zandary vao niala ireto zatovo mpanakorontana ireto. Araka ny fanazavan’ny kaomandin’ny vondron-tobim-pileovana ao amin’ny faritra Betsiboka, mikasika ny zava-misy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>