Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Tsianaloka – Toliara: ady tany saika niteraka savorovoro

$
0
0
  Saika nisehoana korontana tao Tsianaloka Toliara I, omaly, noho ny disadisa teo amin’ny mpandraharaha teratany karana roa lahy. Fototry ny olana teo amin’izy roa lahy ireto ny tany iray misy trano fitobian’entana, raha ny loharanom-baovao voaray. Karana mpihavana ihany izy ireto, saingy nilaza ilay Karana iray fa efa novidiany tamin’ny ray aman-drenin’ilay Karana havany […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>