Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

”Kidnapping”: mampiaka-peo, manaitra ny fanjakana ny CFOIM

$
0
0
  Nampiaka-peo amin’ny firongatry ny fakana an-keriny ny CFOIM taorian’ilay Karana nisy naka an-keriny farany teo sy ireo mpiasan’ny orinasa Kraoma efa-dahy tao Brieville Tsaratanàna… Tapitra omaly ny fe-potoana nomen’ireo mpaka an-keriny ireo mpiasan’ny Kraoma efa-dahy. Nandrahona hamono tsirairay ireo takalon’aina ireo mpaka an-keriny raha tsy tanteraka ny fitakiany vola 100 tapitrisa Ar, sy fihaonana […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>