Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Vonoan’olona teny Ivandry: renim-pianakaviana iray nidoboka eny Antanimora

$
0
0
Naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora, omaly rehefa avy natolotra ny fampanoavana ilay vehivavy 46 taona voarohirohy ho tompon’antoka tamina vonoan’olona teny Ivandry. Araka ny fanazavan’ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria Analamahitsy, nahazo antso avy amin’ny polisy miasa ao amin’ny  “poste de police” Ivandry, ny polisy misahana ny heloka bevava (BC), sakelika voalohany, ny alarobia 4 […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>