![]()
Lavon’ny zandary (nampian’ny fokonolona miisa 50) nandritra ny fifandonana tao Ambaravaranala, kaominina ambanivohitra Fierenana, distrikan’i Tsiroanomandidy, ny 3 jolay 2018 teo ny lehibena dahalo iray antsoina hoe Velombita, nikoizana tamin’ny halatra omby sy fanakanan-dalana sady manafika fiara tany amin’iny faritra Bongolava sy Melaky iny. Tratra tamin’io fotoana io koa ny lehilahy iray hafa atao hoe […]