![]()
“Nampiharina nanomboka ny taom-pianarana 2013-2014 eny amin’ny oniversite teto amintsika ny fivadihana amin’ny rafitra LMD ho an’ny fampianarana ambony rehetra na miankina na tsia amin’ny fanjakana. Dimy taona aty aoriana, tsy maintsy hasiam-panavaozana avokoa ny rijanteny mifehy ny LMD hifanaraka amin’ny paikadim-pirenena momba ny fikarohana sy ny paikadim-pirenena momba ny fampianarana ambony”, araka ny fanazavan’ny […]