Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all 24986 articles
Browse latest View live

Halatra tamina cash point tetsy 67ha: lasa ny vola mitentina 4 tapitrisa Ar

$
0
0
Vola mahatratra hatamin’ny 4 tapitrisa Ar no lasana lehilahy iray tetsy amina cash point iray etsy 67ha. Hitan’io lehilahy io ny fitoeram-bola an’ilay tompona cash point ka rehefa varimbariana ity farany dia nalaina moramora ireo vola ireo. Taorian’izay, niala moramora teo amin’ilay toerana ilay rangaha. Tsikaritr’ilay tompona cash point anefa fa nanjavona avokoa ny vola […]

Minisitry ny fanabeazana: « Hozaraina ary entin’ny mpianatra mody ilay tambavy »

$
0
0
Nitondra fanazavana misimisy kokoa ny ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena sy ny fampianarana teknika, Andriamanana Josoa, omaly. “Ho zaraina any ampianarana amin’ny endriny tavoa­hangy 33sl ilay tambavy Covid Organix CVO, ary hoentin’ireo mpianatra mody. Tokony atao in-telo misotro ny iray tavoahangy ary mielanelana indray andro ny fizarana izany any an-dakilasy”, hoy ny nambarany teny Avarabohitra Itaosy, […]

Mody ampitomaniany sady kapohany: nosamborin’ny polisy ilay ramatoa mpangataka mampijaly zanaka

$
0
0
Hafa kely indray ! Efa fanaon’ireo ray aman-dreny sasany sahirana ara-pivelomana ny manery ankolaka ny zanany sitrany ahay loharanom-bola maharitra ho azy ireo amin’ny alalan’ireny fangatahana eny amoron-dalana ireny. Tranga iray hita teto an-drenivohitra no nahafantarana fa misy vehivavy iray 30 taona manao fitaizana tsy mendrika amin-janany satria misy fampiasana herisetra mihitsy izany. Araka ny […]

Na eo aza ny Covid-19: tsy mikely soroka ny Tafika Malagasy, jiolahy roa tratra

$
0
0
Manoloana ny ady atao amin’ny tsimokaretina Covid-19 dia tsy mikely soroka manao ny ezaka rehetra hiadiana amin’ny fanararaotana ataon’ny jiolahy eny anivon’ny fiarahamonina ny Tafika Malagasy. Nandritra ny fitsirihana sy fametrahana sakana fanaraha-maso ireo olona mbola mivezivezy eny an-dalana nataon’ny vondrona ao amin’ny Rezimanta faharoan’ny Jenia miaramila ao Toamasina no nahatrarana jiolahy roa mpanao fanafihana […]

IMRA: efa namokatra fanafody maherin’ny 50

$
0
0
Naorian’ny profesora Ratsimamanga Albert ny taona 1957 ny Institut malgache de recherches appliquées (IMRA) izay nanao fikarohana sy namokatra fanafody avy amin’ny raokandro malagasy. Niainga amin’ny fitsaboana nentim-pahazarana ny mpikaroka ary efa namokatra kazaram-panafody 50 mahery hatramin’izao fotoana izao. 350 ny lahatsoratra siantifika ahitana voka-pikarohana naparitaka amin’ny sehatra iraisam-pirenena, araka ny fanazavan’ny tale jeneralin’ny IMRA, […]

Fizarana fanafody any an-tsekoly: maro ireo ray aman-dreny matahotra sy misalasala

$
0
0
Nilaza ny filoham-pirenena Andry Rajoe­lina ny alahady alina teo fa omena ilay fana- fody Covid Organics avokoa ireo ankizy rehe­tra hihazo ny sekoly manomboka rahampitso. Naha be resaka izy io omaly ary marobe ny fanehoan-kevitra nentin’ireo ray aman-dreny ka anisan’ny tsikaritra ny fisalasalana sy ny fandavana avy hatrany izany. Nilaza koa anefa ny minisitry ny […]

Hiverina ny fitateram-bahoaka: manahy fatiantoka ny taxibe

$
0
0
Hanomboka hiasa manomboka rahampitso ireo mpitatitra eto an-dRenivohitra sy ny any Toamasina ary ny any Fianarantsoa rehefa niato tamin’ny asany nandritra ny iray volana. Tsy maintsy manaja ny fepetra rehetra nambaran’ny filoham-pirenena hisorohana ny valan’aretina coronavirus anefa izy ireo. Foana ny seza afovoany rehetra, tsy misy mitsangana anaty taxibe, manao aro vava avokoa na ny […]

Tovolahy namono an’i Salma Laaziri: nampidirina am-ponja ilay sipany tompon’antoka

$
0
0
Ny asabotsy teo no nampidirina am-ponja vonjimaika ao Amiens i Razafimahatra Mike, 25 taona, tovolahy mizaka ny zom-pirenena malagasy. Niaiky ity farany fa izy no namono nahafaty ilay sakaizany marokanina, Salma Laaziri, 20 taona. Raha tsiahivina dia ny alakamisy 09 aprily no hita tao amin’ny tranon’io tovolahy io ny vata-mangatsiakan’ ny olon-tiany. Ary tsatok’antsy no […]

Afrika: miisa 1131 ireo olona efa namoy ny ainy

$
0
0
Olona miisa 1131 hatreto no efa matin’ilay tsimokaretina Covid-19 aty afrika. Any Alzeria no betsaka olona namoy ny ainy indrindra, izay miisa 375. Marihana, efa 2 629 no mitondra ilay tsimokaretina any ka ny 1 047 ny sitrana. Mbola ry zareo Afrikana tatsimo kosa no betsaka indrindra amin’izany, izay raha ny tarehimarika azo farany, efa miisa 3 158 […]

Déconfinement partiel: service minimum dans les ministères

$
0
0
Dans le cadre du déconfinement partiel, le service minimum est observé au niveau de tous les ministères depuis hier. « Le service nécessaire, celui qui répond aux besoins au quotidien de la population », selon la ministre du Travail, de l’emploi, de la fonction publique et des lois sociales (Mtefpls), Gisèle Ranampy. Elle d’ajouter qu’il […]

Rapatriement : un vol supplémentaire pour jeudi

$
0
0
La compagnie aérienne Air France va opérer un vol de rapatriement supplémentaire pour ce jeudi 23 avril. Pour le moment, les ressortissants européens, en l’occurrence français, présents à Madagascar auront la priorité pour ce vol, mais si des places restent libres, le transport de personnes d’autres nationalités pourrait être envisagé. Ainsi, les billets ne sont […]

Green talent awards: appel à projets sur la préservation de l’environnement

$
0
0
Le Ministère fédéral allemand de l’éducation et de la recherche lance de nouveau le programme « Green talent awards 2020 » pour cette année. Les scientifiques du monde entier sont ainsi invités à présenter leurs projets sur la préservation de l’environnement, qui répondent aux objectifs de développement durable des Nations unies (ODD). Sont ainsi éligibles […]

Port de « cache-bouche » obligatoire : la consigne globalement respectée

$
0
0
Le port de « cache-bouche » n’est plus un choix, c’est devenu une obligation pour tous les citoyens. C’est l’une des mesures confirmées par le président de la République lors de son intervention de dimanche dernier. L’obligation a même été assortie de sanction en cas d’infraction, ce qui explique peut-être que dans la capitale, la […]

Reprise des cours: rentrée des enseignants hier

$
0
0
Dans le cadre du déconfinement partiel, les enseignants ont procédé à leur rentrée administrative au niveau de leurs établissements respectifs hier. D’après la ministre de l’Education nationale et de l’enseignement technique et professionnel (Menetp), Rijasoa Josoa Andriamanana, des directives leur ont été dispensées par leurs responsables respectifs sur la reprise des cours. Quant aux élèves, […]

Cash point aux 67 Ha: un client dérobe 4 millions d’ariary

$
0
0
Un homme a vidé la caisse d’un cash point sis aux 67 Ha hier. Dans un premier temps, il a effectué une transaction. Une fois l’opération terminée, le préposé au cash point, également propriétaire, a tourné le dos pour s’occuper d’autre chose. Instamment, le client en a profité pour mettre la main sur tous les […]

Port-Bergé: un maçon chute mortellement du haut d’un bâtiment

$
0
0
Un tragique évènement s’est produit dans le fokontany de Tsararivotra, Port-Bergé en fin de semaine. Un maçon d’une soixantaine d’années a perdu la vie après avoir chuté du haut d’une maison en cours de construction. Le concerné et d’autres ouvriers étaient sur le point d’enlever les bois ronds et planches qui avaient servis d’échafaudage. Le […]

Matricide à Anjozorobe: un homme tue sa propre mère à coups de machette

$
0
0
Un drame familial est survenu à Ambatomanohina, Anjozorobe dans la soirée du 7 avril dernier. Une mère de famille a été tuée de sang-froid par son fils. Les faits se sont produits à Miakadaza, un village situé à environ 20 km du chef-lieu de la commune d’Ambatomanohina. En rentrant de chez elle, après avoir rendu […]

Miandrivazo: heurts entre villageois à Anosimena

$
0
0
Un conflit social meurtrier s’est produit dans la commune rurale d’Anosimena, dans le district de Miandrivazo, samedi dernier. Les autorités locales ont rencontré les antagonistes pour désamorcer la crise. Un nourrisson a perdu la vie à l’issue des violences résultant d’un problème lié à la coordination des activités « Tagnamaro » organisées dans les fokontany […]

Toliara: appuis nutritionnels du Pam

$
0
0
Les appuis apportés par les partenaires techniques et financiers à la lutte contre le coronavirus se présentent sous différentes formes. Des élèves de la province de Toliara bénéficient ainsi des aides alimentaires renforcées du Programme alimentaire mondiale (Pam). Le Programme alimentaire mondiale et Pam Madagascar prévoient la distribution de 76 tonnes de vivres à 24 […]

Attaques contre le CVO : les précisions du DG de l’Imra

$
0
0
Cible de critiques et de fake news. La tisane bio Covid organics (CVO) l’est depuis son lancement officiel par le président de la République, Andry Rajoelina . Le chef de l’Etat avait déclaré dimanche que les scientifiques malgaches de l’Imra ont élaboré le Covid organics qui est un remède curatif et préventif contre le coronavirus. […]
Viewing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>