![]()
Ankoatra ireo olona vitsivitsy niakatra tosidra, efatra ny fantatra fa tratran’ny tsy fahatsiarovantena noho ny fisotroan-toaka tafahoatra (coma éthylique) ka naiditra tetsy amin’ny HJRA, taorian’ilay fetibe nanerana ny tanàna, noho ny fandresena azon’ny Barea, afakomaly alina. Hafaliana, horakoraka, kapoka sarom-bilany, fitsofana kiririoka… Santionany amin’ireo endrika fanehoam-pifaliana taorian’ny fandresena miezinezina azon’ny ekipam-pirenena malagasy, ny Barean’i Madagasikara, […]