![]()
« Ny mahavariana amin’izao fotoana izao, marina fa misy toe-javatra roa ilazako hoe mety hisy tokoa izay fanalana ny ben’ny Tanàna amin’ny toerany izay« , hoy ny ben’ny Tanànan’i Mahajanga, Andriantomanga Mokhtar Salim, tany Mahajanga, afakomaly, momba ny resabe amin’ny fanoloana azy ho filohana delegasiona manokana (PDS). Voalohany amin’izany, ny nahazoany taratasy milaza ny fiavian’ny inspekteram-panjakana hanao […]