![]()
Notsaroana, omaly, teny Ampitifirana Ankatso ny faha-73 taona nitifirana ireo maherifon’ny firenena dimy lahy: ny lietnà Randriamaromanana Albert, Rakotondrabe Samuël, Ratsizafy Samuël, i Bekamisy sy i Lezoma. Ny alarobia 28 avrily 1948 tamin’ny 4 ora maraina no notifirina ny lietnà Randriamaromanana Albert, natrehin’ny mpisolovava azy, i Hacard, sy ny mpitandrina Vernier. Alatsinainy 19 jolay 1948 […]