Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Andramasina : manesy trano sy fivarotana ny jiolahy mpanafika

Misesy lany ny fanafihan-jiolahy any Andramasina. Ny 15 jona lasa teo, tamin’ny 11 ora alina, tany amin’ny fokontany Ankozona, Andramasina, jiolahy enina nitondra FC sy P.A nanafika toeram-pivarotana...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Rava ny « bande de Sardo » : mbola mpianatra ireo mpanendaka ao Toamasina

 Mpianatra mbola tsy ampy taona telo lahy tratran’ny Fip tany Toamasina, mpanendaka mahery vaika. Izy ireo no antsoina hoe « bande de Sardo », izay lehibe mpitarika azy ireo… Nisesisesy tao anatin’ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Faritra arovana ao Bemaraha : arahana mpitandro filaminana ny fiaran’ny...

 Ho fiarovana ny mpitsidika sy ny mpiasa mampihodina ny valanjavaboary, nandray fepetra  vaovao amin’ny fomba fiasa ny Madagascar National Parks. Amin’ny sytème de paiement électronique (TPE) no...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Seranantsambon’ i Toamasina : mpiasa 171, notolorana fankasitrahana

Notontosaina ny 15 jona teo ny lanonam-panjakana ho fankasitrahana ireo mpiasa eo anivon’ny serantsambon’i Toamasina. 171 izy ireo, nomena mari-boninahitra isan-tsokajiny avy : chevallier, officier,...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Journalisme en deuil : Jao Miandrisoa de la RNM tire sa révérence

Le monde du journalisme malgache est de nouveau en deuil. Vendredi dernier, le journaliste et non moins chef de service information de la Radio nationale malagasy (RNM), Mboiny Miandrisoa Christian,...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Centre ketsa : des élèves à la découverte du Grand Tana

Dans le cadre de son programme d’appui scolaire et de renforcement de capacités des élèves, le Centre «Ketsa» de Vontovorona, commune rurale d’Alakamisy Fenoarivo, a permis à une cinquantaine...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Écoles confessionnelles : le lycée d’Ambatonilita ferme ses portes

Lors d’une réunion avec les parents d’élèves du Lycée Saint Vincent de Paul d’Ambatonilita, le 9 juin dernier, une délégation de la Direction diocésaine de l’enseignement catholique (Didec) leur a fait...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

ARC : l’intégration du pays en bonne voie

L’atelier de préparation technique, pour l’adhésion de Madagascar à la mutuelle panafricaine de gestion de risques ou «African risk capacity (ARC)», s’est clôturé  vendredi, à l’hôtel «Le Louvre»...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Gare routière : les marchands réclament le site d’Andohatapenaka

Les perturbations socio-économiques, résultant du transfert de la gare routière du Fasan’ny Karana vers Andohatapenaka, reviennent à la surface. Les marchands non recasés ont saisi le pouvoir central...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Andramasina : trois maisons attaquées en une nuit

Les attaques à main armée font rage dans le district d’Andramasina ces derniers temps. Sans être inquiétés, les malfrats ont pris d’assaut trois maisons dans la nuit de vendredi. Pendant que les...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Anosimanjaka : le Nouvel an de l’Imerina célébré

Le «Taom-baovaon’Imerina», ou Nouvel an de l’Imerina, a été célébré du 14 au 16 juin dernier, dans le village d’Anosimanjaka, fief des Zanadranavalona qui ont conservé cette tradition depuis le temps...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Orange Madagascar : la 4G arrive à Fianarantsoa

Les opérateurs économiques à Fianarantsoa peuvent désormais accéder à la 4G d’Orange. Le directeur général de cet opérateur en télécommunications à Madagascar, Michel Degland, et son équipe ont lancé...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Zaza telo no efa maty noho ny nataony… : nidoboka am-ponja ilay nisandoka ho...

 Nidoboka am-ponja ny zoma lasa teo rehefa avy nosamborin’ny polisy avy ao amin’ny PPA Soavina noho ny fisandohana ho mpitsabo ny dokotera Maximin. Zazakely miisa telo no efa maty teo am-piterahana ny...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Ambohimirary : tsy nisy noraisina ilay P.206 nirehitra

Kila tanteraka! Tao anatin’ny fotoana fohy monja dia tsy nisy noraisina intsony ilay fiara Peugeot 206, nirehitra teny Ampandrianomby, Ambohimirary, omaly tamin’ny 4 ora tolakandro. Raha ny fanazavana...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fiaramanidina nidaraboka teny an-tanimbary : Jeneraly iray, mpianatra ho...

 Maty avokoa ireo olona dimy tao anatin’ilay fiaramanidina kely, nitondra mpianatra ho mpanamory, nanao sidina fanazarana, nidaraboka teny Ampandrilaza, Ampangabe Ambohitrimanjaka, omaly, maraina....

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Seces Antananarivo : haloa tsy ho ela ny « indemnité de recherche »

Namaly ny fangatahan’ny mpianatra ny minisitry ny Fampianarana ambony, Rasoazananera Monique, omaly teny Fiadanana. Momba ny famoahana ny volam-panjakana ho an’ny vatsim-pianarana sy ny fanefana ny...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Tsy mbola misy mangirana ny fitakiana : “mbola miato ny fampianarana”, hoy ny...

Efa miasa ny “céllule de crise” ao min’ny minisiteran’ny Fanabeazam-pirenena mandinika ny fanatanterahana ny fitakiana sendikaly samihafa angatahan’ny mpanabe eto Madagasikara. “Misy ny dinika natao fa...

View Article


Image may be NSFW.
Clik here to view.

Fandaniam-bola tsy mazava (LFR) : hampitomboana 10% ny fampandehanan-draharaha

 Hampitomboana 10% ny tetibola hatokana ho an’ny fampandehanan-draharaha ao anatin’ny tetibola nasiam-panovana (LFR). Etsy ankilany anefa, nahena ho 10% ny tetibola ho an’ny fampiasam-bola, izay tokony...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

CEDS : nosafidin’ny andiany faha-14 ny « Dr Jules Ravony »

« Dr Jules Ravony ». Io ny anarana nosafidin’ny andiany faha-14 ao amin’ny CEDS (Centre d’études diplomatiques et stratégiques). Anisan’ny olomanga teto amin’ny firenena ny Dr Jules Ravony, nandritra...

View Article

Image may be NSFW.
Clik here to view.

Jirama-Ambatondrazaka : mila maotera fanampiny

Mbola misy ihany ny fahatapatapahan-jiro na efa nahazo maotera fanampiny aza ny Jirama eto Ambatondrazaka. « Misy maotera iray hafa indray simba ka eo am-panamboarana izany mihitsy ny Jirama foibe...

View Article
Browsing all 24986 articles
Browse latest View live


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>