![]()
Ivon-toerana famakiam-boky maimaimpoana, natao ho an’ireo ankizy sy tanora ny CLIC. Tetikasa iray nanomboka tamin’ny taona 2003 izy ity, ka miisa 25 izy ireo hatreto no miparitaka any amin’ireo toerana ambanivohitra manerana ny Nosy. Nanohana ny tetikasa ny Star, hatramin’ny taona 2010. Nohavaozina io fiaraha-miasa io ka natolotra omaly, tetsy amin’ny CLIC Antohomadinika ny fanampiana […]