![]()
Tandidomin-doza ny mpampiasa vola vahiny eto amintsika. Misintona lakolosy ho an’ny fanjakana ny CFOIM amin’ny ady atao amin’ny fakana an-keriny karana mizaka ny zom-pirenena frantsay eto amintisika. Tsy misy farany izy ity… Namoaka fanambarana indray ny Collectif français d’origine indienne de Madagascar (CFOIM) manoloana ny fakana an-keriny farany teo. Mitaky ny fandraisan’ny fanjakana fepetra haingana, […]