![]()
Tafaraikitra lalina amin’ny fiainan’ny mponina ny Kubota any Alaotra, mihoatra noho ny any an-kafa, Noravahan-dRabemanda Andry fanamafisam-peo sy fahitalavitra ny azy ny kubota. Misy tafo miaro izany amin’ny orana ihany koa. Mitatata, noho izany, ny hira omban-tsary mihetsika rehefa mitaona biriky sy fasika … ny fiaran’Ingahy Andry. «Andry Boom », satria izay no amantaran’ny besinimaro ity […]