![]()
Naiditra am-ponja omaly rehefa avy natolotra ny fampanoavana i Ronaldo sy ny namany iray voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny halatra fiara teny Andraharo, ny 28 jolay 2017 lasa teo… Nitrangana halatra fiara teny amin’ny faritra Andraharo tamin’io fotoana io. Lehilahy iray antsoina hoe Nirina niasa tao amin’ilay tompon’ny fiara no niantefan’ny ahiahy ka nosamborin’ny polisin’ny […]