Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Tsy fandriampahalemana sy asan-jiolahy : zandary valo lahy migadra ao Ambalatavoahangy

$
0
0
Tafakatra valo izao ireo zandary migadra ao amin’ny fonjan’Ambalatavoahangy, Toamasina. Taorian’ny nakan’ny mpitsara mpanao famotorana am-bavany zandary, notanana am-ponja vonjimaika koa, omaly, ity farany izay nahatrarana basy sy bala maromaro saika hanaovana fanafihan-jiolahy. Efa valo amin’izao fotoana izao ny zandary naiditra am-ponja ao amin’ny fonjabe an’Ambalatavoahagy, Toamasina, noho ny asan-jiolahy, na firaisana tsikombakomba amin’ny jiolahy. […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>