![]()
Mbola tsy hampihatra ny fanovana entin’ny teti-pivoarana ho an’ny fanabeazana 2017-2021 ny sekoly katolika manerana ny Nosy amin’ny taom-pianarana 2017-2018, araka ny tapaka nandritra ny filankevitra nasionaly ho an’ny fampianarana katolika farany teo. Anisan’ny andininy nisongadina tamin’ny andininy 13 ao anatin’ny toko efatra avy amin’ny fehinkevitra, taorian’ny fivoriana ny 7-11 aogositra lasa teo, teny Ambohimangakely […]