Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Morondava : olona tsy salama saina, maty kilan’ny afo

$
0
0
Toy izao amin’ny sary izao no niafaran’ilay niharam-boina lasa lavenona niaraka tamin’ny trano nirehitra tao Morondava, afakomaly. Tsy fantatra mazava ny antony nahatonga ny firehetana fa araka ny fanazavan’ireo olona nahita ny fitrangan’ny loza, ny afo efa nijoalajoala no nahataitra ireo olona teo amin’ny manodidina. Trano hazo rahateo ity nirehitra ity ka nalaky ny fiitaran’ny […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>