![]()
Telo lahy nifanena tamin’ny polisy nanao fisafoana teny Ankadimbahoaka, ny asabotsy alina teo, ka nitsoaka raha vao nahatazana ny mpitandro filaminana. Nanenjika avy hatrany ireto farany ka tratra ny roa tamin’ireo, izay lehilahy 53 taona sy 27 taona. Basy calibre 12 vita gasy sy bala miisa dimy no sarona tamin’ireo voasambotra ireo. Mbola nahitana antsy […]