![]()
Asa izay nahazo ity kamiaobe nitatitra ny vokatry ny orinasa Star, omaly tetsy Ambohibao. Navesatra loatra angamba ny entana, ka nitosaka niparitaka nameno arabe ireo ”cageot”n-dabiera marobe nentiny. Nitohana nandritra ny ora maro ny fifamoivoizana. Tsy tara tamin’ny zava-nitranga ireo mpanararaotra. Tapaka nandritra ny ora maro ny lalana teny Ambohibao, amin’ny lalana miakatra avy any […]