![]()
Mbola mikiry ny hahazo diplaoma na dia efa antitra aza Razanampionona Raderandraibe Lucien Robert Alexandre. Vao afaka CEPE teo ny tenany ary izao miatrika ny fanadinana BEPC izao indray. Anisan’ny mpiadina lehibe indrindra eto Antananarivo ity lehilahy ity. 64 taona izy izao. Etsy amin’ny foibem-panadinana etsy amin’ny EPP Analakely, efitrano faha-12 no misy azy. Marihina […]