![]()
Nalady tonga ireo mpitandro filaminana avy ao amin’ny Emmo/Reg. Raha tsy izany, saika raikitra indray ny sakoroka, omaly, tao Toamasina. Toherin’ireo mpivarotra mahatratra 300 any ho any, ny fikasan’ny ao amin’ny kaominina hivarotra ny ampahany amin’ny tsenan’ny BazariKely. Saika raikitra indray ny fifandonana tany amin’ny tsenan’ny Bazarikely Toamasina, omaly, noho ny hetsika nataon’ny mpivarotra izay […]