![]()
Miandry ny fitondrana hamaha ny olana! Miantraika any amin’ny aim-pirenena indrindra ny ara-toekarena sy sosialy ny fihenjan’ny tady eo amin’ny fanjakana sy ny sendikan’ny mpiasan’ny fadin-tseranana (Sempidou). Raha tsy misy ny vahaolana haingana avy any amin’ny fanjakana, hikatona ny orinasa anjatony, mpiasa anarivony ho very asa vokatr’izany. Omaly, hentitra ny tenin’ny mpandraharaha tsy miankina, amin’ny […]