Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Ambohibao : jiolahy nanafika tamin’ny basy plastika, voasambotra

$
0
0
Lehilahy iray no voasambotry ny zandary ambodiomby teo am-pandrahonana ho faty an-telefaonina, teny Ambohibao, ny 5 avrily teo. Mpivady ity nantsoiny ary norahonany ho vonoina raha tsy manome azy vola 10 tapitrisa Ar azy. Ity jiolahy ity izay voalaza fa mpiambina ny tranon’ireo olona norahonany ihany teo aloha. Roa andro talohan’ny nahasamborana azy, nisy lehilahy […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986


<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>