Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Analakely: nalamin’ny CUA ireo mpivarotra amoron-dalana

$
0
0
Lamina manokana no napetraky ny kaominina Antananarivo Renivohitra amin’ny mpivarotra amoron-dalana eo Analakely. Izay no anton’ireo soritsoritra napetraka eny amin’ny sisin’arabe hanavahana tsara ireo mpivarotra nanao fangatahana sy hanavahana mazava ny lalan’ny mpandeha an-tongotra. Fandaminana vonjy maika tsy maharitra no natao manoloana ny Shoprite Analakely. Efa miroso amin’ny vahaolana maharitra hametrahana ireo mpivarotra amoron-dalana kosa […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>