![]()
Mampahatsiahy ny fitsipika mifehy ny fivezivezen’ny sarety amin’ireo toerana maromaro eto Antananarivo ny kaominina Antananarivo Renivohitra. Efa nisy ny didim-pitondrana laharana faha-1913-MID/PREF.POL, tamin’ny 31 mey 2019, izay mandrara ny fifamoivoizan’ny sarety amin’ny ora rehetra eny amin’ny manodidina an’Antaninarenina iny, indrindra ny manakaiky ny lapan’Ambohitsorohitra, manoloana ny BOA, Roxy, Nosy Com Antsahavola, Chalet de Roses Isoraka, Le […]