![]()
Nampihatra ny sazy ho an’ireo fiara mijanona amoron-dalana teny amin’ny faritra Ambatobe indray ny tomponandraikitra eo anivon’ny fandrindrana ny fifamoivoizana eo anivon’ny kaominina Antananarivo Renivohitra, omaly. Mipetraka amin’ny toerana tsy natokana ho azy ireo, niharan’ny sazy avy hatrany ireo fiara niatrana teny amin’ny lalan’ny mpandeha an-tongotra sy ireo teny amin’ireo faritra voarara. Io hetsika io, […]