![]()
Tsy misy tandroka tokoa ny ratsy ! Voasambotry ny polisy ary naiditra am-ponja vonjimaika eny Antanimora, ireo vehivavy roa mampitondra faisana ny mpiantsena eny Ambodin’Isotry. Maro ireo olona tataka poketra eny an-toerana isaky ny miantsena. Manoloana izany, nanao tetikady hisamborana ireo olon-dratsy ny polin’ny kaomisaria Isotry. Nalefa nihaodihaody nijery teny an-toerana ny polisy nanao fanamiana sivily. […]