![]()
Nanamarika ny Andro fikaonandohan’ny tambajotram-behivavy mitarika aty Afrika isika tetsy Ankorondrano, ny asabotsy teo, izay notarihin’ny vadin’ny filoham-pirenena, i Mialy Rajoelina. Nivoitra nandritra ny hetsika ny fanairana ny andriambavilanitra hijoro, hiarin-doha ho sahy handray an-tanana ny hoaviny, ny ankohonany ary hipaka amin’ny firenena manontolo. Nokendrena ihany koa ny fiharenan-dohan’ireo vehivavy malagasy taorian’ny takaitra navelan’ny valanaretina […]