![]()
Tsy mbola misy eto Madagasikara ilay aretina omicron izay efa mampihorohoro ny firenena maro. Haingam-pifindra saingy maivana kokoa miohatra tamin’ilay delta anefa izy raha ny fitrangany. Na izany aza, mamely eto amintsika ny gripa mahery izay mahazo ny ankizy madinika. Efa maro ny firenena ahitana ilay ilay variant vaovao omicron izay efa mandravarava any Afrika […]