![]()
Mitohy hatrany ny fampandrosoana ny tanànan’Antananarivo na ao anatin’ny faran’ny herinandro aza. Nidina mivantana teny Ampefiloha ny ben’ny Tanàna, Andriantsitohaina Naina, niaraka amin’ireo ekipany nandamina sy nandrindra ny toeram-piantsonan’ny fiarakodia eny an-toerana. Nitafa mivantana amin’ireo mponina eny an-toerana ihany koa ny tenany ary hifandinika hatrany amin’ny fampandrosoana ny tanàna. Ny asabotsy teo, araka izany, nesorina […]