![]()
Hentitra ny teo anivon’ny Prefet de police tamin’ny alalan’ny Jly Ravelonarivo Angelo momba ny fandaharana Miara-Manonja. « Misy ny fepetra horaisana momba ny Miara-Manonja satria manohintohina ny filaminam-bahoaka ireo olona miteny ao. Tsy mbola holazainay kosa anefa ny fepetra horaisina amin’izy ireo », hoy izy nandritra ny valandresaka ho an’ny mpanao gazety nandritra ny fivorian’ireo tompon’andraikitra misahana […]