![]()
Nanolotra boky fianarana 383 ho an’ny CEG sy ny lycée fito eto an-dRenivohitra ny consulat de Monaco ho fanampiana amin’ny fifehezana teny frantsay. Ny CEG Antanetibe, Antanimena, Ambohijanaka, Antanimbarinandriana sy ny lycée Jean-Joseph Rabearivelo Analakely, Ampitatafika ary i Nanisana no nisitraka ny boky. Fanamarihana ny Andro iraisam-pirenena ny mpampianatra ny teny frantsay (JIPF) sy ny […]