Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Tsianaloka Toliara : jiolahy roa tratran’ny andrimasom-pokonolona

$
0
0
Toliara4.3.16

 Tratran’ny jado na andrimasom-pokonolona, ny faran’ny herinandro teo tany Tsianalako Toliara ireo jiolahy saika hanao ny asa ratsiny. Araka ny loharanom-baovao voaray avy any an-toerana, nandritra ny fisafoana nataon’ny andrimasom-pokonolona no nahatrarana ireto jiolahy ireto. Mbola nahatrarana basy poleta vita gasy sy antsy lava tany amin’izy ireo nandritra ny fisavana. Natolotra ny polisy avy hatrany ireo olon-dratsy taorian’ny nahasamborana azy. Fantatra kosa anefa araka ny fampitam-baovao avy any an-toerana hatrany fa tsy mety tonga eny amin’ny biraon’ny polisy ny sefom-pokontany mba hahafahana manatitra ny raharaha eny amin’ny fitsarana. Voalaza fa avy amina fokontany roa samy hafa ireto jiolahy ireto. Mety havoakan’ny fitsarana, araka izany, ry zalahy ireto satria tsy misy fitoriana momba azy ireto. Isan’ireo jiolahy tena mpanao fanafihana mitam-piadiana ao Toliara anefa ry zalahy ireto.

CMS


Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>