Quantcast
Channel: Faits Divers – NewsMada
Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Hizarana arotava avokoa ny mpiadina CEPE: manomboka anio ny fakana taratasy fiantsoana

$
0
0
Vonona ny mpisehatra ifotony ary tsy maintsy tontosa ny CEPE, ny 1 septambra ho avy izao. Efa nivaha ny olan’ny mpiasan’ny Cnapmad momba ny karama ka hanonta ny laza adina ireo mpiasa.  Mahatratra 88 000 mahery ny isan’ny mpiadina amin’ny fanadinana CEPE ho an’ny fari-piadidiam-pampianarana Analamanga ao anatin’ny Cisco valo ka hiparitaka amin’ny foibem-panadinana 214, […]

Viewing all articles
Browse latest Browse all 24986

Trending Articles



<script src="https://jsc.adskeeper.com/r/s/rssing.com.1596347.js" async> </script>